• Zoma 29 Aprily 2022
Actualités.Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara “Aleo handeha amin’izay ny raharaha Rehavana Michel”

Tontosa ny fivoriamben’ny Sendikan’ny mpitsara Malagasy na SMM tany Fianarantsoa sy Toliara raha ny tatitr’izy ireo tetsy amin’ny biraony tetsy Ankorahotra .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2022
Actualités.Vondrona Eoropeanina Frantsay no ho ambasadaorony vaovao

Handao tsy ho ela an’i Madagasikara ny Ambasadaoron’ny Vondrona Eoropeanina dia ilay teratany Italianina SEM Giovanni Di Girolamo, raha ny voalazan’ny fampahalalam-baovao vahiny iray omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2022
Actualités.Kaominina Antananarivo Natao inona ny vola no taratasy avy tsy misy ?

Manaitra ary mahavalalanina ny nahita ny taratasy avy ao amin’ny Kaominina Antananarivo mitondra ny laharana N°182/CUA/M/DIPLES 2022 mitondra ny datin’ny 27 aprily 2022,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2022
Actualités.Adihevitra momba ny fanaovan-gazety Betsaka ny fanontaniana tokony hipetraka

Ao anatin’ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny fanaovan-gazety dia hisy ny tolakandron’ny 3 may hoavy izao, manomboka amin’ny 2 ora,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2022
Bemangily Belo.Tsiribihina Vehivavy bevohoka maty notifirin'ny miaramila mamo

Vehivavy iray vao 17 taona monja, bevohoka 5 volana no fantatra fa maty notifirin’ny miaramila kaporaly iray tao amin’ny kaominina Ankalalobe, Belo/Tsiribihina ny alatsinainy 25 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Aprily 2022
Actualités.ORA-MIKIJA TAO TOLIARA 5 naratra nianjeran’ny hazo, 1 namoy ny ainy

Marobe ireo hazo lehibe mianjera amin’izao ao an-tampon-tananan’i Toliara. Toraka izany koa ireo tafo manidina ireo andrin-jiro mianjera vokatry ny rivo-mahery entin’ilay rivo-doza Jasmine izay fantatra fa hiditra an-tanety any amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT