Actualités

Asa fanaovan-gazety Nodimandry I Garry


  • Talata 19 Jolay 2022

Misaona indray ny tontolon’ny fanaovan-gazety. Taorian’ny fodiamandrin’ny namana Ony Rambelo ny 13 jolay teo dia nandao ny tany teo amin'ny faha 37 taonany koa ny mpanao gazetin'ny radio Kaleta Amboasary Atsimo,

Randrianome Marth Angelin, fantatra amin’ny anarana hoe Garry izy teo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety, ny alahady teo. Efa nandalo tsy fahasalamana nandritry ny fotoana maharitra ary mbola tena tao anatin’ny fanarahana fitsaboana moa ny tenany no izao nindaosin’ny fahafatesana izao, hoy hatrany ny fampitam-baovao. Mirary fiononana feno ho an’ireo akaiky azy rehetra sy ny fianakaviany manontolo ny gazety Tia Tanindrazana.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT