• Alakamisy 12 Mey 2022
Actualités.Andohatapenaka Maty notsatohan'ilay lehilahy antsy ny rafilahiny

Zava-doza no nitranga tao Andohatapenaka. Nantsoina tovovavy iray ilay sakaizany taloha ary nilaza izy fa vonoin'ilay lehilahy miaraka aminy amin'izao ka mila vonjy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Mey 2022
Actualités.Vanim-potoanan’ny ririnina Tena hamirifiry ny hatsiaka amin’ity hoy ny meteo

Efa manomboka miditra tsikelikely ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika eto Madagasikara raha araka ny fanazavan’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Mey 2022
Actualités.Nogadraina noho ny resaka facebook Nivoaka ny fonja omaly i Jeannot Randriamanana

Nivoaka omaly talata 10 mey rehefa naiditra am-ponja ny 10 martsa lasa teo Jeannot Randriamanana. Raha tsiahivina dia ity lehilahy iray no namoaka fanehoan-kevitra tamin’ny tambazotran-tserasera facebook mikasika ilay

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Mey 2022
Actualités.Alasora Nisy nanapoaka afomanga tsy nahazoana alalana

Nisy afomanga nipoapoaka fatratra tao amin’ny kaominina Alasora ny sabotsy 07 mey alina lasa teo. Tao amin’ny efitrano fandraisan-danonana Hahitantsoa no nitrangan’izany izay niteraka fahatairana sy tebiteby ho an'ny mponina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Mey 2022
Actualités.Demokrasia sy zon’ny olom-pirenena “Tondron’ny fihemorana ny teritery amin’ny fanaovan-gazety”

Naneho hevitra momba ny fanajana ny zon’ny olom-pirenena ny Praiminisitra lefitra teo aloha Atoa Zaza Manitranja Ramandimbiarison.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Mey 2022
Actualités.Transparency international -Madagascar “ Avoahy i Jeannot Randriamanana”

Jeannot Randriamanana dia mpampianatra ao amin'ny CEG ao Mananjary. Nanao fanairana izy tamin'ny alalan'ny tambazotra sosialy Facebook momba ny zava-misy iainan'ny mpianatra sy ny fampianarana any Nosy Varika

Hamaky ny tohiny
FTT