- Alatsinainy 16 Mey 2022
Actualités.Sakoroka tao Manakara Naratra hatramin’ny zaza menavava
Niafara tamin'ny rotaka sy poa-basy ny lalao antsoina hoe Anjara Vintana tao Bazary Tanambao ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyNiafara tamin'ny rotaka sy poa-basy ny lalao antsoina hoe Anjara Vintana tao Bazary Tanambao ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyHafa kely ary tsy fahita ny zava-nitranga teny amin’ny Jumbo Smart Tanjombato ny sabotsy lasa teo. Nisy mpijery tsena sy mpiantsena niavaka, niditra ary nijerijery entana; omby iray no tafiditra tao anatin’ity trano fivarotana
Hamaky ny tohinyHafa kely ary tsy fahita ny zava-nitranga teny amin’ny Jumbo Smart Tanjombato ny sabotsy lasa teo. Nisy mpijery tsena sy mpiantsena niavaka, niditra ary nijerijery entana;
Hamaky ny tohinyMisaona ny tontolo politika Malagasy satria dia nodimandry omaly teo amin’ny faha 92 taonany ny mpanao politika, Daniel Jean Ramaromisa, fantatry ny maro tamin’ny hoe Daniel Ramaromisa.
Hamaky ny tohinyRamatoa iray saika hijoko ny vadiny tany an-tranon’ny rafivaviny ny Alatsinainy hariva teo, tokony ho tamin'ny 07 ora sy sasany no nahita loza tsy fidiny.
Hamaky ny tohinyZava-doza no nitranga tao Andohatapenaka. Nantsoina tovovavy iray ilay sakaizany taloha ary nilaza izy fa vonoin'ilay lehilahy miaraka aminy amin'izao ka mila vonjy.
Hamaky ny tohiny