- Alarobia 18 Mey 2022
Actualités.Nosamborina i Vaonalaroy Randrianarisoa Nisoloky, nisandoka ho mpiasan’ny Prezidansa…
Nosamborina ny maraina teo ary nentina tao amin’ny Sampam-pikarohana momba ny heloka bevava eny Fiadanana
Hamaky ny tohinyNosamborina ny maraina teo ary nentina tao amin’ny Sampam-pikarohana momba ny heloka bevava eny Fiadanana
Hamaky ny tohinyManana ny maha-izy azy ny vehivavy mpandraharaha. Tokony ho faka tahaka izy ireny hoy ny Minisitra Edgard Razafindravahy omaly talata 17 mMey tetsy amin’ny hotel Carlton Anosy.
Hamaky ny tohinyTovolahy iray antsoina hoe Andry no namoy ny ainy vokatry ny ratra sy vono an-tsitra-po nahazo azy izay nataon'ny vahoaka maro tao amin'ny Distrikan'i Betafo.
Hamaky ny tohinyNankatoavin'ireo solombavambahoaka omaly 17 may 2022 ny fandaharam-potoana ny 12 mey hatramin'ny 01 jona 2022 ho avy izao.
Hamaky ny tohinyNiampy 152 ireo tanora mahay ny fototra amin’ny informatika hikirakirana solosaina ao Betafo, Faritra Vakinankaratra.
Hamaky ny tohinyIreto laharana Telma ireto dia mpisoloky, hoy ny mpikirakira tambazotran-tserasera sady mpanao gazety iray omaly, namaky bantsilana ny laharan’ireo mpisoloky amin’ny finday niantso azy.
Hamaky ny tohiny