• Talata 24 Mey 2022
Actualités.Fikaonandoha momba ny fambolena “Sao dia tetika hanomezana tombony ireo orinasa goavana ?”

Mampametra-panontaniana maro, hoy ny mpanao politika, Zaza Ramandimbiarison, ny mikasika ity fikaonandoha momba ny fambolena atao ny 16 hatramin’ny 18 jona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Mey 2022
Actualités.Zava-mahadomelina Misy manaparitaka indray ny mofomamy misy rongony

Efa mihitatra mihitsy ny fomba fanaparitahan’ireo tsy mataho-tody ny zava-mahadomelina amin’izao. Malaza be indray ny space cake mofo misy rongony ka ireo mpianatra no tena kendrena hanjifa izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Mey 2022
Actualités.Fahafatesan’i Elisabeth – Paramed Mitaky ny hivoahan’ny tena marina ireo namany

Iray volana afaka 5 andro ny nahafatesan’Itompokovavy Elisabeth, ilay tovovavy kely vao 20 taona monja mpianatra Paramed avy any Maroantsetra nandrato fianarana tany Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2022
Actualités.Tahotry ny hetraketraka Niditra amin’ny « service minimum » ny QMM

Nanapa-kevitra hampihena ny asany tsy hanao afatsy ireo asa tsy maintsy hatao sy tsy azo hialana na « service minimum» ao amin’ny QMM Taolagnaro ny orinasa Rio Tinto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2022
Actualités.La Haute ville sy Andavamamba Amidy 80.000 Ar ny iray grama amin’ny heroine

Lehilahy miisa 04 no voasambotry ny Sampan-draharahan’ny Polisim-pirenena misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina teny La Haute ville sy Andavamamba afak’omaly alarobia 18 mey noho ny fivarotana heroine fantatry

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2022
Actualités.Soanierana Ivongo Tratra ilay rangahy nitondra vola 13.000.000 Ar nandositra

Ela ny ela fa tratran’ny mpitandro ny filaminana ihany ilay lehilahy iray nampitondraina vola mitentina 12.700.000 Ar mba omena olona nefa nentiny nitsoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT