Actualités

Fenoarivo – Atsimondrano Nahitana fatin-dehilahy natsingevan'ny rano


  • Talata 02 Aogositra 2022

Nahitana fatin-dehilahy natsingevan'ny rano omaly maraina teny Fenoarivo Atsimondrano. Raha araka ny vaovao azo dia teo anelanelan'ny tetezan'Ambohibary sy Ambodivona no nahitana ny vatana mangatsiakany.

Olona sendra nandalo no nahita azy nitsotra tao anaty rano efa tsy nisy fofon'aina intsony. Samy nanana ny fahitany ity razana ity moa ny rehetra. Tao ireo nihevitra fa mety nody alina Ratompokolahy ka novonoin'ireo tsy mataho-tody ary natsipiny tany anaty rano. Tao indray ireo nihevitra fa mety reraka sy fanin'ny dian-tongotra noho ny fitadiavana izy ka nianjera ary izao nafoiny hatramin'ny ain-dehibe izao. Na izany aza dia tokony samy hitandrina ny rehetra manoloana ireo mpanao ratsy. Efa tsy mandry fahalemana loatra mantsy eto an-tanàna. Efa tonga nijery ny razana ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny nahitana ny mpitandro ny filaminana.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT