• Alakamisy 09 Jona 2022
Actualités.TSIPOAPOAKA Ramatoa iray no torana vokatry ny fahatairana

Efa tena tsy ara-dalana intsony ny toe-pahasalaman’ny ankamaroan’ny Malagasy amin’izao vokatry ny hasarotan’ny fiainana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2022
Actualités.Fitsarana miaramila Adidy ho an’ny tanindrazana

Adidy amin’ny maha-olom-pirenena, indrindra fa ho an’ireo zatovolahy feno taona ny fitsarana miaramila. Toraka izany koa ny zatovovavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2022
Actualités.Durlin Retogniane “Natao inona ireo sarin’ady tetsy sy teroa ireo ?”

Manoloana ny firongatry ny fakana zazavavy tanora nisesisesy tato anatin'ny herinandro vitsivitsy dia mampametra-panontaniana hoe natao inona foana ireny sarin’ady na "simulation"

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2022
Actualités.Nisandoka ho mpiasan’ny kaominina Mitaky vola no sady mampiasa rosia hosoka

Lehilahy iray 44 taona no nosamborin’ ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny SUT(Sureté Urbaine de Tana) teny Anosy an-tanimbarin'Andriana ny sabotsy faha 04 jona teo noho ny fisandohana andraikitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2022
Actualités.Ady totohondry tany Toamasina Maty vokatry ny dona mafy ilay mpikatroka

Lehilahy iray antsoina hoe Marolahy Christian mpanao ady totohondry avy amin'ny klioba FITAMI ao Toamasina no namoy ny ainy taorian’ny ady nataony ny alatsinain’ny paska 06 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2022
Actualités.Fanolanana etsy sy eroa Matetika tsy sahy mitory ireo ray aman-dreny

Ankoatra ny tsy fandriampahalemana dia mirongatra ihany koa ny fanolanana ao Vohemar. Zazavavy kely iray vao 04 taona monja no voaholana ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny fokontany Ambatojoby Manambery.

Hamaky ny tohiny
FTT