- Alatsinainy 11 Jolay 2022
Actualités.Mpianatra ho zandary 121 km no natao dia an-tongotra
Halavirana 121km niainga teo amin’ny sekolin'ny zandarimariam-pirenena Ankorombe - Ambovombe Centre, distrikan'ny Manadriana,
Hamaky ny tohinyHalavirana 121km niainga teo amin’ny sekolin'ny zandarimariam-pirenena Ankorombe - Ambovombe Centre, distrikan'ny Manadriana,
Hamaky ny tohinyLehilahy iray, 43 taona ny faran’ny herinandro teo no tratra nitazona basy vita gasy sy nandrahona hitifitr’olona tany amin’ny distrikan’Antalaha.
Hamaky ny tohinyTena mamirifiry tanteraka ny hatsiaka eto an-drenivohitra. Na izany aza mitondra faisana kokoa ireo mponina any amin’iny Faritra Vakinankaratra iny.
Hamaky ny tohinyHo tontosaina ny 12 sy 13 jolay 2022 izao etsy amin’ny “Parvis” an’ny lapan’ny tananan’Analakely ny andron’ny tahirim-bolam-panjakana malagasy.
Hamaky ny tohinyNampiteny ny moana ny delestazy ny faran’ny herinandro teo teto Antananarivo sy ny manodidina. Misy naharitra adin’ny 9 tsy an-kiato ny sasany, tao aza ny nahatratra 12 ora,…
Hamaky ny tohinyVoasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Vatovavy Fitovinany tany Mananjary ny lehilahy iray 22 taona afak’omaly 04 jolay rehefa nampiasa vola sandoka.
Hamaky ny tohiny