• Alarobia 20 Jolay 2022
Actualités.Mpamboly lavanila Nitokona ny tany Maroantsetra omaly

Nitokona ireo mpamboly lavanila ary tapaka ny lalana eo amin'ny Pont Manambia RN5 Maroantsetra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2022
Actualités.Fahatsiarovana ireo mahery fo notifirina Nomarihina omaly tao Ampitifirana-Ankatso

Notontosaina omaly tao Ampitifirana ao anatin’ny faritry ny Oniversiten’Antananarivo ny lanonam-pahatsiarovana ny nitifirana ireo maherifon’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2022
Actualités.Fanarenana ny tontolo iainana any atsimo Vita sonia ny famatsiam-bola mitentina 25 tapitrisa dolara

Notontosaina ny 18 jolay 2022 teo ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy sy ny tetikasa Mionjo hanarenana ny tontolo iainana any amin’ny faritra atsimon’ny nosy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2022
Actualités.Ambohitromby Alasora Tsy fantatry ny kaominina ny fisian’ilay tany nahafaty olona

Olona roalahy fantatra fa mpikarama mpanarina tany samy avy lavitra no maty nihotsahan'ny tany teny Mandrangobato, fokontany Ambohitromby, kaominina Alasora afak’ omaly Alatsinainy hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2022
Actualités.Asa fanaovan-gazety Nodimandry I Garry

Misaona indray ny tontolon’ny fanaovan-gazety. Taorian’ny fodiamandrin’ny namana Ony Rambelo ny 13 jolay teo dia nandao ny tany teo amin'ny faha 37 taonany koa ny mpanao gazetin'ny radio Kaleta Amboasary Atsimo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2022
Actualités.Mampaneno lakolosy ny KMF-CNOE Ahenao ireo fandaniam-panjakana tsy mamokatra

Manaitra ny fitondram- panjakana amin'ny fitsinjovana ny lavitra amin'ny fitantanana ny firenena ny KMF-CNOE Fanabeazan olom-pirenena indrindra amin'ny lafiny ara toe-karena,

Hamaky ny tohiny
FTT