Actualités

Anjara Manana Nadia Karohina fatratra, nanodinkodina vola 24.252.000 Ar


  • Alarobia 21 Septambra 2022

Namoahan’ny mpitandro ny filaminana didy fikarohana Rtoa Anjara Manana Nadia. Raha araka ny fantatra dia nanodinkodina vola mitentina 24.252.000 Ar ny vehivavy ka tao Atsimontsena Mandoto izy no hita farany.

Hiangaviana maika araka izany mba hampandre ny Tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena ao Ankazomiriotra izay mahita na mahafantatra io vehivavy io. Ny laharam-pinday 0341400654 no hahazoana ireo mpitandro ny filaminana. Manamafy hatrany moa ireto farany fa tazonina ho tsiambaratelo ireo olona izay manome ny vaovao. Tsy afa-miala kosa anefa hoy hatrany izy ireo izay olona mitahiry ny olon-dratsy tahaka izao na mampiantrano azy satria naman’ny miray tsikombakomba aminy.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity Rtoakely Anjara Manana Nadia
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT