• Alarobia 10 Aogositra 2022
Actualités.Fikarohana ilay satroboninahitra Andrasana indray izay ho vokatry ny fiaraha-miasa amin'ny Interpol.

Isan'ireo andraikitry ny borigady miady amin'ny piraty na BAP ny fikarohana ireo harem-bakoka, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2022
Actualités.Fanalana ny Tale Jeneralin’ny APMF Hiditra amin’ny dingana ambony kokoa ny mpiasa

Mihamafy ny fitakian’ny SYPAMM (SYndicat du Personnel de l’Administration Maritime de Madagascar) mitaky ny fanesorana ny Tale Jeneralin’ny APMF (Agence Portuaire, Maritime et Fluviale) dia ny Capitaine de Vaisseau Jean Edmond Randrianantenain. T

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2022
Actualités.Tambazotrana herinaratr'Antananarivo Hisy ny fananganana foto-drafitrasa goavana

Hotanterahina tsy ho ela ilay tetikasa goavambe fanatsarana ny herinaratra eto amin’ny tambazotran’Antananarivo. PAGOSE

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2022
Actualités.Trozona maty tao Morindava Efa noraofina dia nalevina

Tena sahirana ny vahoaka Malagasy. Izay hita ka azo hanina dia harapaka avokoa sitrany ahay. Nahitana taratra izany ilay nofona trozona efa maty tany Morondava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2022
Actualités.Noho ny “e-toroka” an’ny Jirama “Efa nisy tratra ireo mpangalatra herinaratra”

Hatramin’ny nametrahana ny sampana manokana “e-toroka”, nilaza ny Jirama fa afaka namantatra ireo mpangalatra herinaratra marobe, toy ny teny 67Ha,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aogositra 2022
Actualités.Fiara nirehitra teny Andohatapenaka Naneho ny alahelon’izy ireo ny mpanamory “Golf”

Fiarakely iray marika golf no nirehitra tampoka, ary may kila forehitra tetsy amin’ny Toby mpaninjara solika Total etsy Andohatapenaka ny sabotsy teo. Akoson’aratra na “court circuit”

Hamaky ny tohiny
FTT