Actualités

Doro tanety sy fanimbana tontolo iainana Mampihena ny otrikaina anaty sakafo


  • Alarobia 12 Oktobra 2022

Mampihena ny kalitao sy hatsaran’ny vokatra natoraly ny fahasimban’ny tontolo iainana, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Fidy Bariniaina.

Ny tany izao, hoy izy. Lasa ngazana be. Tsy hitovy mihitsy ny kalitao azo tamin’ny tany mbola mahavokatra be sy ny tany nolalovana doro tanety foana satria lasa mihena ny singa mahavelona ao anatin’io tany io. Na ny vokatra azo eo aza tsy tena feno ny otrikaina andrasana aminy intsony. Na nihena aza anefa ilay otrikaina entiny dia ilaina foana, araka izay azo atao, ny manaja ilay hoe sakafo misy karazany 3 na loko 3 eo ambony lovia. Mampihena otrikaina anaty sakafo ny doro tanety sy fanimbana tontolo iainana, hoy hatrany ny fanazavany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT