• Alakamisy 25 Aogositra 2022
Actualités.Mahajanga “Tsy an’olon-tokana ny torapasika”

Manoloana ny zava-misy eny amin’ny torapasik'i Mahajanga amin’izao fotoam-pialantsasatra izao, izay hita niparitaka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2022
Actualités.Milaza ho mpiasa ambony ao Ambatovy Nahatratra 09 ireo olona nitory azy omaly

Tena efa manao ny fomba rehetra mba hahazoam-bola mihitsy ireo mpisoloky amin’izao. Lehilahy 28 taona monina ao Toamasina no voasambotry ny kaomisaria foibe ao an-toerana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2022
Actualités.Tolagnaro Lehilahy iray hita faty teny Libanona

Lehilahy iray no hita faty tao Libanona , moron-dranomasin’i Tolagnaro omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2022
Actualités.“NAP Expo 2022” fihaonambe momba ny toetr’andro “Mba mahagaga ny fihetsiky ny Mpitondra”, hoy ny Pr Jonah R.

Botswana no nofinidin'ny Firenena Mikambana hanatanterahina ny fihaonambe iraisam-pirenena momba ny fiovaovan’ny toetr’andro na ny NAP expo 2022

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2022
Actualités.Antaninandro Misy zatovolahy manakorontana foana amin’ny alina

Mitaraina fatratra ny amin’ny tabataba sy korontana miseho matetika eny amin’iny faritra Antaninandro midina mankany Sainte Marie kely iny ireo mponina eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2022
Actualités.Mpinamana avy niandry faty Novonoin’izy roalahy ho faty ny naman’izy ireo

Nitrangana toe-javatra mampalahelo teny Ambatokaranana Ambohimirary ny 11 aogositra lasa teo. Tovolahy miisa telo no niaraka nandeha niandry faty izay marihina fa mpinamana.

Hamaky ny tohiny
FTT