- Alatsinainy 29 Aogositra 2022
Actualités.Fonjaben’Antanimora Misy zaza 60 migadra miaraka amin-dReniny
Mahatratra 60 isa eo ho eo ireo zaza tsy manan-tsiny miaraka amin-dReniny tazonina ao amin’ny fonjaben’Antanimora amin’izao.
Hamaky ny tohinyMahatratra 60 isa eo ho eo ireo zaza tsy manan-tsiny miaraka amin-dReniny tazonina ao amin’ny fonjaben’Antanimora amin’izao.
Hamaky ny tohinyMahazo vahana ny disadisana mpivady eny anivon’ny fiarahamonina eny. Ankoatra ny olana amin’ny fitaizana ny ankizy dia anisan’ny antony iray miteraka izany ihany koa raha araka ny fanadihadiana natao teny anivon’ny
Hamaky ny tohinyNy kopia mari-pahaterahana sy ny karapanondro no maha-olombelona ny olona iray. Hahafahan’izy ireny misitraka ny zony mantsy ny fananany izany nefa mbola marobe amin’ireo mponina eto amintsika no tsy manana izany.
Hamaky ny tohinyNitroaka ireo vahoaka ao amin’ny kaominina ambanivohitra Fihaonana, Faritra Bongolava ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyEfa miaina ao anaty hafanana tanteraka ny any amin’iny faritra avaratra andrefan’ny Nosy iny amin’izao fotoana izao na dia mbola mangatsiaka aza ny eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyLatsaka anaty fahasahiranana tanteraka ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy. Vokatry ny hasarotan’ny fiainana avokoa no mahatonga izany.
Hamaky ny tohiny