Actualités

Otra amin’ny vatana Tsy hataotao foana fa mety hanimba


  • Talata 25 Oktobra 2022

Betsaka ireo olona mbola mitaiza vatana amin’ny alalan’ny otra amin’izao na dia eto an-drenivohitra. Na dia aretin’andoha aza dia mpanotra no tadiaviny hahafahana mampitony ilay fanaintainana.

 Raha araka ny fanazavan’Atoa Mandimbison Rija, tompon’andraikitra eo anivon’ny Centre Aina Soa etsy Namontana anefa dia ilana fahaizana manokana ny resaka otra fa tsy hataotao foana. Ho azy ireo manokana ohatra dia karazana otra miisa telo nanaovany fandalinana narahin’ny fanomezam-pahasoavana efa nananany no hampiharin’izy ireo amin’ireo marary tonga ao aminy. Anisan’ny tena talentan’izy ireo ohatra ny resaka « nerf sciatique » izay nomarihiny manokana fa tsy sitram-panafody mihitsy raha tsy amin’ny alalan’ny otra irery ihany. Amin’ny alalan’ny otra ihany koa no hitsaboan’izy ireo ireo olona manana olana amin’ny rivotra anaty kibo, vavony…..Hampiarahiny amin’ny vokatra natoraly ny otra tahaka izao raha araka ny fanazavany hatrany ho an’ireo tsy maintsy mila izany.
Pati
Legende : Ilana fahaizana manokana ny fanorana

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT