Actualités

Herisetra mianjady amin’ny ankizy Nanaovan’ny BFP fanentanana manokana ny tao Mahajanga


  • Alarobia 26 Oktobra 2022

Mpanabe vehivavy miisa 12 sy Ray aman-dRenin’ny mpianatra maromaro omaly no nanaovana fanentanana tao Mahajanga. Tao amin'ny "Centre d'activité préscolaire ISA"

no nanatanterahana izany omaly, niarahana tamin’ny Brigade Féminine de Proximité na ny BFP. Nivoitra tao anatin’ny fihaonan’ny roa tonta ny fiarovana ny zo fototra hananan'ny ankizy, ny fisorohana ny trangana herisetra mety hianjady amin'izy ireo…. Anisan’ny toerana nahitana trangana herisetra nifanesy mantsy tao Mahajanga tato ho ato. Ankoatra ny fikapohana ankizy sy ny fanaovana fihetsika maharary amin’izy ireny dia misy ihany koa ireo mahavita manary ny zanany sy tsy manome hanina azy ireny na koa tsy mampianatra mihitsy. Antony nanaovana ity fanentanana ity izany indrindra fa ho an’ireo Renim-pianakaviana sy vehivavy.
Nangonin’i Pati
Legende : Zazakely nisy nanary tao Mahajanga

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT