• Alakamisy 23 Jona 2022
Actualités.Fiatrehana ny fiovaovan’ny toetr’andro Nanome fitaovana 48,8 taonina ny USAID

Nitondrana fanampiana ara-pitaovana mitentina 1 200 000 dolara hiatrehana ny loza ateraky ny fiovan’ny toetrandro ny Amerikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jona 2022
Actualités.Fanamboarana kara-panondro Ny olompirenena no mividy ny plastika famonosana

Efa sady sahiranina hiverina any amin’ny distrika misy ny renin-karatra izany ankehitriny ny olompirenena very karapanondro na hanavao ny karapanondrony no mbola asaina mitady ny plastika

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2022
Actualités.Elakelan-tranon’Ampandrana Tratra ilay rangahy mpivarotra rongony rôrô

Lehilahy iray no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP3 Antaninandro ny omaly alatsinainy 20 jiona 2022 rehefa nahatrarana rongony maherivaika héroine.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2022
Actualités.Fahasalaman’ny olona varira Vidiana 90.000 Ar ny crème iray tsy maintsy hampiasaina

Homamiadan’ny hoditra no mahatonga ny olona iray ho lasa varira, raha araka ny fanadihadiana natao. Vao teraka izy dia efa mitranga izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2022
Actualités.Morondava Trano manarapenitra efa ho 1000 tapitrisa ariary nitriatra

Nitriatra sy vaky ary an-dalam-pirodanana ny Tranoben’ny serasera sy ny Kolontsaina ao Morondava Faritra Menabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2022
Actualités.Amboatavo Itaosy Nahitana fatin-jazakely tsy nisy lohany intsony

Zaza iray manodidina ny 2 taona eo ho eo no hita faty tsy nisy lohany intsony teny Amboatavo Itaosy, kaominina Itaosy Atsimondrano ny faran’ny herinandro teo raha araka ny loharanom-baovao azo.

Hamaky ny tohiny
FTT