• Zoma 25 Novambra 2022
Actualités.IPAM Nivoaka ny famatsiam-bola 1 tapitrisa Euros

Fikambanana hivondronan’ireo kaominina miisa 33 eto Antananarivo renivohitra sy ivelany ny Ivom-panajariana ny tananan’Antananarivo sy ny manodidina na ny IPAM tarihin’ny filohan’ny filan-kevi-pitantanany Rado Ramparaoelina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Fanolanana teny saropody Androndrakely Lasibatra hatramin’ny vavan’ilay zazavavy kely 11 taona

Tena miharatsy hatrany ny toe-javatra iainantsika eny anivon’ny fiaraha-monina eny ka ilana fitandremana fatratra, indrindra fa ho an’ireo manan-janaka vavikely.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Minisitra Andry Ramaroson Misy aferam-pitantanana mamatotra azy…

Nisy ny resaka niely omaly fa taorian’ny Tale Jeneraly mpisolo toerana eo anivon’ny Jirama izay namoahana didy tsy fahafahana mivoaka ny sisin-tany na IST ka tsy tafavoaka teto ny 01 jolay 2022,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Ambohidrapeto - Itaosy Vehivavy 5 tratra nivaro-tena tamin’iny internet

Vehivavy miisa 5 no indray tratra nivaro-tena tamin’iny internet teny Ambohidrapeto Itaosy. Raha araka ny fantatra dia manofa trano izy ireo ka efitrano telo amin’ny fito no nanaovany izany asa mamoafady tsy fampiseho masoandro

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Cité des assureurs Itaosy Misy andian-jatovo migafy sy mandrahona mpianatra

Misy andian-jatovo fantatra fa migafy sy mandrahona mpianatra eny amin’iny faritry ny Cite des assureurs eny Itaosy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Fiarovana ny sezan’ny Minisitra Ampiadiana indray ny Mpiasan’ny Jirama

Mihombo ny olana ao anatin’ny Orinasa Jirama. Nisy ny fanambarana nataon’ireo sendikan’ny mpiasa ny talata 22 novambra 2022 teo,

Hamaky ny tohiny
FTT