Actualités

Fialana bala noho ny andro ratsy Efa iomanan’ny mpanara-baovao


  • Alatsinainy 16 Janoary 2023

Hisy hiteny indray atsy ho atsy hoe noho ny fandalovan’ny rivodoza sy ny andro ratsy, hoy ny mpanara-baovao dia tsy vita indray ny lalana tatsy sy taroa.

7 volana latsaka mialohan’ny fifidianana isika izao. Efa iomanan’ny mpanara-baovao sahady ihany koa araka izany ny mety ho fialana balan’ny mpitondra manoloana izay mety ho afitsoky ny andro ratsy sy ny rivodoza sanatria handalo eto amin’ity firenena ity amin’ity taona ity. Hatreto moa dia mbola ny COVID 19 sy ny ady atsy Okrainina foana no hita ho hatao fialana sy mahazo loza manoloana ny endrika tsy fahaiza-mitantana rehetra, hoy ireo fanehoan-kevitra. Mbola misy ny Ebola koa mananontanona any Afrika any saingy mbola tsy malaza tsara iny dia atao jokera aloha, hoy ny vazivazy zaritenan’ny mpanara-baovao sasany izay.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT