Actualités

Fifaninana hidirana ho « personnel naviguant sy basier » Hifarana amin’ny alakamisy izao ny fisoratana anarana


  • Alatsinainy 16 Janoary 2023

Hifarana amin’ny alakamisy 19 Janoary ho avy izao amin’ny 12 ora alina ny fisoratana anarana ho an’ireo tanora Malagasy maniry ny ho lasa « personnel naviguant sy basier ».

Any amin’ny sekoly miaramila frantsay no hiofana ny mpiadana raha tafiakatra soamantsara amin’ireo masontsivana raha araka ny loharanom-baovao azo. Tsy maintsy latsaky ny 23 taona kosa anefa ary manana ny mari-pahaizana Bakalorea amin’ny sokajy rehetra. Ankoatra ny curriculum vitae nao sy scan relevé de note tamin’ny fanadinana Bakalorea farany teo dia ilaina ihany koa ilay scan-n’ny diplaoman’ny fanadinana Bacc (facultatif) ary alefa any amin’ny adiresy mailaka drhsfs@gmail.com. Hatao ny 23 sy 24 janoary avy izao hoan’ny eto Antananarivo ny fihaonana amin’ireo mpiadina. Hitohy any Toamasina izany ny datin’ny 25 sy ny 26 janoary ho avy izao. Ao Fianarantsoa ny 27 sy ny 28 janoary, ao Mahajanga ny 30 sy ny 31 janoary raha any Antsiranana no hamaranana izany ny datin’ny 02 sy ny 03 febroary.
Pat
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT