Actualités

Toetr’andro eto an-drenivohitra Amin’ny alarobia any ho any vao hihatsara


  • Alatsinainy 16 Janoary 2023

Mbola hiaina ao anatin’ny oram-baratra isika eto an-drenivohitra sy ny manodidina anio alatsinainy sy rahampitso talata 17 janoary.

Amin’ny Alarobia ho avy izao mantsy vao mety hikisaka miakandrefana somary atsimo andrefana ny dian’ireo tangoron-drahona roa misongadina ireo izay efa nitoetra nandritra ny andro maromaro tany amin’ny ranomasimbe Indiana miampy ilay Zone de Convergence Inter-Tropicale (ZCIT) izay hanambana ny morontsiraka avaratra, avaratra atsinanana sy afovoany atsinanan’ny Nosy saingy hihena kosa ny rotsak’orana entiny. Raha tsiahivina ilay tangoron-drahona voalohany dia any amin’ny ilany atsinanan’ny fari-dranomasina no misy azy. Any amin’ny manodidina ny 1.349 Km atsinanana somary avaratra atsinanan’i Vohemar kosa no misy ilay faharoa, antony miteraka ranon’ora-mikija eto amintsika.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT