• Zoma 09 Desambra 2022
Actualités.Havaozina ny ozinina ao Ibity Tanjona ny ho 14 000 Ar ny simenitra iray lasaka

Tontosa omaly 08 desambra 2022, tao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Alatsinainy Ibity ao anatin’ny Faritra Vakinankaratra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2022
Actualités.“ESAParboil” na tetikasa vary evoka Fikambanam-behivavy 5 nahazo tombotsoa

Fikambanam-behivavy 5 eto Madagasikara sy 3 atsy Mozambika no nahazo tombotsoa tamin’ny tetikasa ESAParboil na tetikasa fanaovana vary evoka,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2022
Actualités.Fandraofana ny fako Nahazo fiara lehibe iray ny kaominina

Tena mihavosa ny fako eto an-drenivohitra. Noho ny tsy fahampian’ny kamiao sy ny vola eo am-pelatanan’ny kaominina sy ny orinasa SMA no voalaza fa anton’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2022
Actualités.Fiaramanidina Embraer E190-E2 Hofaina 1 miliara Ar eo ho eo isam-bolana

Nosoniavina omaly teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny fifanarahana teo amin’ny Madagascar Airlines sy ny Avioneur Embraer ary ny Azorra izay mampanofa io marika fiaramanidina io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2022
Actualités.Ihorombe Saika namidin-dReniny 4 miliara Ar ilay zaza varira

Zazalahy kely varira iray manodidina ny 9 taona eo ho eo no fantatra fa saika namidin-dReniny 4 miliara Ar tany amin’ny distrikan’Ihorombe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2022
Actualités.Ambatofinandrahana Lasa fanaovana bizina vato hatramin’ny CSB

Manankarena ny Malagasy, na ambonin’ny tany, na an-dranomasina indrindra fa ny ambanin’ny tany. Tsiriritin’ny vahiny ny harenantsika.

Hamaky ny tohiny
FTT