- Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Actualités.Imerintsiatosika Zandary iray maty notsatohan'ny miaramila antsy
Zandary iray mitondra ny anarana Tsiasanda Ratsimandresy Jimmy manana galona “adjudant”
Hamaky ny tohinyZandary iray mitondra ny anarana Tsiasanda Ratsimandresy Jimmy manana galona “adjudant”
Hamaky ny tohinyResaka fotsiny no betsaka raha ny mikasika ny vahaolana momba ny JIRAMA no jerena.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny alahady hariva teo no efa nandeha ny resaka tao Maevatanana fa hoe: ho lany ny gazoala ka nikorapaka ny mpampiasa fiara.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny nanolorana lelavola 5 tapitrisa Ar ho an’ny ekipam-pirenena Ankoay zazalahy, nampanatena Kianja mitafo vaovao na “Gymnase” mahazaka olona 8000 hovitaina mialohan’ny lalaon’ny Nosy 2023 ny Fanjakana
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fahanginany ny Tale Jeneralin’ny APMF (Agence Portuare Maritime et Fluviale), manoloana ireo fanenjehana sy fanaratsiana azy, izay ambarany fa olom-bitsy ao anatin’ny Biraon’ny sendika no manao azy.
Hamaky ny tohinyVeloma tanteraka radelestazy ho an’ireo mponina an’arivony manerana ireo kaominina 5 ao anatin’ny distrikan’i Bealanana.
Hamaky ny tohiny