• Zoma 30 Desambra 2022
Actualités.Taona 2023 Andavanandro ny ankamaroan’ireo andro tsy fiasana

Raha nampitaraina ny maro fatratra ny ankamaroan’ny andro fety tamin’ity taona 2022 ity noho izy nitontona faran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2022
Actualités.Tsiry Andriamihantasoa Amin’ny 17 febroary 2023 ny fitsarana

Nody soamantsara aho rehefa vita ny fanadihadiana tao amin'ny fampanoavana anio maraina (TTF: omaly maraina),

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2022
Actualités.Toetr’andro Ho maina amin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao

Ho maina kokoa ny toetr’andro mandritra ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao amin’ity herinandro ity raha oharina tamin’ny herin’ny sasan-kalina sy ny krismasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2022
Actualités.Voafonja voatsara ao Antanimora “Manantena famotsoran-keloky ny filoham-pirenena”

Efa misy ny politikam-panjakana mikasika ny atao hoe “réinsertion sociale des personnes détenues” na famerenana ireo voafonja anaty fiarahamonina saingy mbola heverintsika ho ratsy foana matetika ny voafonja,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2022
Actualités.Sivy andro tsy hita popoka Nisy nahatazana teny Ampitatafika i Tahiry

Sivy andro omaly talata 27 desambra no tsy nahitana an’i Tahiry, Raim-pianakaviana iray 49 taona monina eny Atsimondrano eny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2022
Actualités.Mpivarotra amoron-dalana nomena fahalalahana Varavarana misokatra mankany amin’ny gaboraraka

Nisy omaly ny fanambarana nataon’ny Fiadidian’ny tanànan’Antananarivo tarihin’ny ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina, fa amin'izao akatoky ny asaramanitra izao,

Hamaky ny tohiny
FTT