• Alakamisy 01 Septambra 2022
Actualités.Mpiasan’ny CNAPMAD 3 volana tsy nandray karama

Nanomboka ny 2018 no nisy olana no nisy olana ny fisitrahan’ny mpiasan’ny CNAPMAD (Centre National de Production de Matériel Didactique),

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2022
Actualités.Asa fanaovan-gazety Mitaky fenitra sy kalitao

Miroborobo fatratra ny tontolon’ny haino aman-jery eto amintsika. Betsaka ireo tanora liana amin’izany saingy mitaky fenitra ara-kalitao sy ara-pitaovana izany indrindra manoloana ny fandrosoan’ny teknolojia any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2022
Actualités.Ahoana moa ny olona no hahatoky Lapan’ny fitsarana aza miloko volomboasary

Maro ny endrika fitsaram-bahoaka efa niseho teto amin’ny firenena. Nirongatra izany tato anatin’ity fitondrana ity ary heverina ho endriny mahery vaika indrindra ny nitranga tao Ikongo farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2022
Actualités.Mpivarotra hani-masaka Tsy misy ny tsena, be loatra ny mpifaninana

Feno mpivarotra ny tanana. Tsy misy toerana izay tsy ahitana azy ireny intsony na eny an’elakelan-trano na eny amoron-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2022
Actualités.Tafakatra 24 ireo namoy ny ainy Mihatra ny “couvre-feu” ao Ikongo

Tafakatra 24 ireo namoy ny ainy ao Ikongo vokatry ny tifitra variraraka ny sabotsy teo, araka ny antontan’isa nivoaka tao amin’ny Hopitalibe ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2022
Actualités.PARAMED tsy miankina sy an’ny fanjakana Efa ezahana ny hampitoviana lenta azy

Amin’ny ankapobeny dia saika ireo mpianatra havoakan’ny sekoly ambony miankina amin’ny fanjakana hatrany no voaray ho mpiasam-panjakana rehefa misy ny fandraisana mpiasa eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT