• Alatsinainy 05 Septambra 2022
Actualités.Loza mahazo ireo varira Nanao antso vonjy iraisam-pirenena i Paolo

Nampaneno lakolosy i Paolo Raholinarivo Filohan’ny Fikambanan’ny tanora Malagasy miaro ny zon’olombelona sy ny demokrasia ary ny soatovina Repoblikanina eo anatrehan’ny halatra olona varira izay efa tena mivadika zava-doza eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2022
Actualités.Fifaninana hidirana ho mpianatra polisim-pirenena Hotontosaina ny 26 ka hatramin’ny 29 septambra ny andiany faha-2

Hotontosaina ny 26 Septambra ka hatramin’ny 29 septambra ho avy izao ny fifaninana hidirana ho mpianatra polisim-pirenena andiany faharoa. Ho an’ny mpiadina élèves Commissaires Police sy élèves Officiers de Police ary ny élèves

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2022
Actualités.Ady amin’ny famotsiam-bola Norombahin’ny orinasam-pifandraisana Airtel ny loka

Anisan’ny ady goavana mbola hatrehina eto amintsika ny amin’ny famotsiam-bola sy ny asa fampirohorohoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Septambra 2022
Actualités.Lalam-baovao Tsarasaotra Nirehitra ny tafon’ny fivarotam-boninkazo

Omaly tokony ho nanodidina ny tamin’ny 5 ora sy sasany hariva, raha ny fampitam-baovao voaray, dia nirehitra ny tafon’ny fivarotam-boninkazo teny amin’ny lalam-baovao Tsarasaotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Septambra 2022
Actualités.Regis Ramamonjisoa "Miha manahirana ilay hoe fifandonan'ny samy Malagasy"

Miondrika am-panajana eo anatrehan’ireo mpiray tanindrazana manoloana ny zava-misy, hoy ny mpanao politika sady birao eo anivon’ny antoko politika GFFM, Regis Ramamonjisoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Septambra 2022
Actualités.Belo Tsiribihana Tratra ihany ilay dahalo nokarohina efa ela

Tratra ihany ilay dahalo rain-dahiny voalaza fa mpanao fanafihana any amin’iny distrikan’i Belo Tsiribihana iny. Ny 29 aogositra lasa teo no nahatrarana azy tao amin'ny fokontany Ambohidrahay.

Hamaky ny tohiny
FTT