• Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.Herisetra tao amin’ny ACMIL “Tena maty noho ny daroka sy vono i Petit”

Mbola ao amin’ny “camp” ao amin’ny Akademia Miaramila ao Antsirabe ny vatana mangatsiakan’ilay lehilahy vao erotrerony maty, izay ahiana ho noho ny herisetra natao azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.Tena mila fandinihana sy fanadiovana Sesilany ny herisetran’ireo manam-basy

Tsy finiavana hitsikera, fa ilàna fiheverana ihany ny herisetra sesilany ataon’ny manam-basy. Misy ny azo iadian-kevitra araka ny lalàna,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.Tontolon’ny fitsarana Inona no hambaran’ny SMM rahampitso?

Hotontosaina rahampitso zoma 09 aogositra 2022 manomboka amin’ny 10 ora maraina tsy amin’ny Fitsarana Tampony na ny “Cour Suprême”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.INSTAT, niteny ny ankilany “Mandeha araka ny tokony ho izy ny asa ato”

Manoloana ny fitokonan’ireo mpiasa sokajy EPIC vitsivitsy ny alatsinainy lasa teo teto amin’ny INSTAT na sampan-draharaha misahana ny antotan’isa eto Anosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.OLONA VARIRA Tsy eken’ny Rainy niteraka azy ho zanany ny 80%

Maro ny olona sedrain’ireny olona varira ireny. Ankoatra ireo fangalaran-jaza izay mihatra amin’izy ireny mantsy ary

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.Depiote Brunelle Razafitsiandraofa “Manjakazaka sy mietraketraka ny olom-panjakana aty”

Tamin’ny fampahalalam-baovaon’ny fahitalavitra iray no nilazan’ny Depiote Brunelle Razafitsiandraofa izay efa any Ikongo,

Hamaky ny tohiny
FTT