• Talata 04 Oktobra 2022
Actualités.Antsohihy Misy anti-dahy mampitsoaka ireo tovovavy mpianatra ?

Anti-dahy iray voalaza fa tompon’andraikitra amina sekoly tsy miankina iray ao Antsohihy no fantatra amin’izao fotoana izao fa mampitsoaka ireo tovovavy mpianatra any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Actualités.Behenjy 5 hetsy Ar no nikasana hamonoan’olona

Na vola 10.000 Ar aza amin’izao dia hamonoan’ny sasany ny namany. Tsy misy hafa a-nitranga tany Betafo ity. Raim-pianakaviana iray antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Actualités.Tsiroanomandidy Odian'ny minisitra fanina ny momba ilay Prefe ?

Rehefa niha-nafana ny raharaha ary niha-nivoaka tsikelikely ny marina manoloana ny olana mampikaikaika ny mponina ao Bongolava ao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Actualités.Fahantrana miha lalina Vahaolana ve ny fanagadrana ireo mpitsikera fitondrana ?

Tsy misy izay tsy mahatsapa fa miha lalina ankehitriny ny fahasahiranam-bahoaka eto amin’ny firenena. Midangana ny vidin’ny entana ilaina an-davan’andro eny an-tsena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Actualités.Vatican Noraisin’ny Papa François i Siteny

Noraisin’ny Papa Ray masina Fransoa ny Filohan’ny Kaonfederasionina judo aty Afrika na UAJ izay teratany Malagasy dia i Siteny Randrianasoloniaiko,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Septambra 2022
Actualités.Ampitatafika Nahitana fatin-dehilahy azon’ny harato fakana trondro

Nitrangana toe-javatra mampalahelo omaly maraian teny Anjanamaitso Ampitatafika. Tovolahy iray manodidina ny 20 taona eo ho eo no hita faty tao anaty rano rehefa voasariky ny haraton’olona fakana trondro.

Hamaky ny tohiny
FTT