- Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Tsy niandry ny andro zoma Mamaivay sahady ny delestazy
Araka ny efa nanampoizana azy sy ny efa fahazarana mihaino ilay hoe "aoka hihevitra izany ho toy ny tsy tapaka"
Hamaky ny tohinyAraka ny efa nanampoizana azy sy ny efa fahazarana mihaino ilay hoe "aoka hihevitra izany ho toy ny tsy tapaka"
Hamaky ny tohinyHo henjana ny hahazo ny mponin’Antananarivo sy ny manodidina manomboka amin’ny Zoma alina ho avy izao, fotoana hametrahana ilay fitaovana vaovao ao Andekaleka hanana tanjaka 4 G hamatsy
Hamaky ny tohinyNaiditra am-ponja vonjimaika ny mpamilin’ilay fiara saron’ny mpiasan’ny foibem-paritry ny tontolo iainana Alaotra Mangoro tao Vohitraivo Amparafaravola nitondra hazo voamboana 05 oktobra 2022 teo. Io fiara io izay voalaza fa an’ny depiote Lanto Rakotomanga, raha ny voarakitra ao anatin’ny taratasy fahazoan-dà lana niparitaka
Hamaky ny tohinyMampihena ny kalitao sy hatsaran’ny vokatra natoraly ny fahasimban’ny tontolo iainana, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Fidy Bariniaina.
Hamaky ny tohinyNampitandrina ireo mpanao cash point ao Antsirabe ny sampan-draharahan’ny Ministeran’ny varotra any an-toerana tsy haka sarany ambony mihoatra noho izay tokony ho alainy.
Hamaky ny tohinyTsy nijanona tamin’ireo biby fantatra fa voan’ny raboka ny valan-javaboahary ao Tsimbazaza fa nitily ireo mpiasa mifanerasera amin’ireo biby ireo ihany koa .
Hamaky ny tohiny