• Alakamisy 05 Janoary 2023
Actualités.Asam-panjakana ambony Nametra-pialana ny governoran’ny Banky Foibe

Ofisialy omaly ny fametram-pialan’ny Governoran'ny Banky Foiben'i Madagasikara Atoa Rabarijohn Henri, ary nekena sy nohamafisina tamin’ny filankevitry ny minisitra omaly 04 janoary 2023 ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Actualités.Kaominin’i Fenoarivo Tsy laitra ny delestazy avy orana

Tsy laitra ny delestazy avy orana ety aminay, hoy ireo mponina eny Fenoarivo, raha ny hita tao anatin’izay andro

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Actualités.Mpiasa nolazaina fa tsy tamana Ny fatiny no nalefan’ny mpampiasa azy nody

Ankizivavy vao 15 taona, izany hoe mbola tsy ampy taona niasa taman’olona teto Antananarivo no maty ary

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Actualités.May ireo «émetteur » n’ny onjampeony Tezitra mafy amin’ny JIRAMA i kohen Rivolala

Fanjakan’ny haizina hanjakan’ny devoly ny fanjakana tapaka jiro lava tahaka izao fanjakana mijoro izao hoy Kohen Rivolala,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Actualités.Ranon’orana milatsaka mandritra ny 5 volana Tokony ho ampy ny tokantrano iray ao anatin’ny herintaona

Ahiana mafy ny haintany eto amintsika afaka roa na telo taona eo ho eo. Ankoatra ny any amin’ny faritra Atsimon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Actualités.Site Nosy Ve, Anakao Toliara Vorona fady 80 isa hita faty

Vorona fady miisa 80 no fantatra fa hita faty tao amin’ny site Nosy Ve, 3 km andrefan'ny tanànan'Anakao, distrikan'i Toliara II,

Hamaky ny tohiny
FTT