• Alakamisy 26 Janoary 2023
Actualités.Tranga tsy dia fahita firy Omby saika hovonoina nirifatra namonjy faty iray

Niely omaly ny fisiana tranga tsy dia fahita tany Tafiankasika Ambilobe iny. Nisy mpivaro-kena iray nandeha nividy omby, nentiny tany amin'ny “abbatoire”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Actualités.Voka-dratsin’ny rivodoza Tafiakatra 7 ny maty, 35 001 ny traboina Tafiakatra

7 ny isan’ireo olona namoy ny vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso, ary 13 kosa ireo tsy hita popoka, izay nisy fihenany iray,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Actualités.Fifaninanana Miss University Africa Hisolo tena an’i Madagasikara i Morgane Harikanto

Manana solontena hiatrika ilay fifaninana Miss University Africa isika eto Madagasikara. Andriamoria Morgane Harikanto,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Actualités.Loza tao toamasina II Zazakely iray no namoy ny ainy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tany amin’ny distrikan’i Toamasina II omaly maraina tokony ho tamin’ny 09 ora sy sasany teo ho eo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Actualités.Mpanolana mahavanon-doza Notereny ninono ny filahiany ilay tovovavy

Miseho amin’ny endriny maro ny fanolanana tovovavy kely amin’izao fotoana izao. Ankoatra ny fampiasana tanana dia misy mahavita manery ireny tovovavy kely ireny hinono ny filahiany mihitsy ny sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Actualités.Vavatenina Lehilahy iray 38 taona lasan’ny rano

Lehilahy iray 38 taona no fantatra fa lasan’ny rano tany amin’ny distrikan’i Vavatenina ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT