• Alarobia 15 Martsa 2023
Actualités.Lova 100 taona mahery misy mikasa handrodana Hanao ny fanadihadiana izahay, hoy i Naivo Raholdina

Nangataka ny solombavambahoaka, Naivo Raholdina, filohan'ny vaomeran 'ny fananan-tany eny anivon'ny antenimeram-pirenena ireo mponina ao Ampefy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Actualités.Oniversite Antananarivo Lasa any an-dafy nitsoaka olana ny Prezida…

Nandao an’i Madagasikara ny alin’ny sabotsy teo ny filohan’ny Oniversiten’Antananarivo, Pr Mamy Ravelomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Actualités.Fandrarana ny “8 martsa” dila fotoana Tsy nanan-kery tamin’ny olon’ny IRD…

Na efa nisy aza ny tenimita nataon’ny Minisiteran’ny atitany nandrara ny hetsika 8 martsa ho an’ny fotoana efa dila, dia tsy nihatra tamin’ny rehetra io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Fihazana sy famonoana varika Gadra sy.na lamandy hatramin’ny 50 tapitrisa Ar

Namoaka fampahatsiahivana ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy omaly 12 martsa takariva eo anatrehan’ny ny fisian’ny fihazana varika ao Maroantsetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Actualités.Fiondranana an-tsokosoko any Mayotte Rendrika ny lakana, 22 tamin’ny 47 no maty…

Lakana lehibe nitondra mpandeha voalaza fa miisa 47 no rendrika tany amin’ny fari-dranomasina Ankazomborona, Kaominina Beramanja, Distrika Ambilobe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2023
Actualités.Vadintany nibodo fonenana hatramin’ny 2021 Nalan’ny vadintany namany tao omaly

Didim-pitsarana efa tamin’ny taona 2021 no notontosaina omaly 9 martsa 2023, hoy ny fampitam-baovao mikasika ny fampiharana didy fanalana olona nibodo fonenana teny Ambohibao.

Hamaky ny tohiny
FTT