• Zoma 26 Mey 2023
Actualités.Foibe famantarana ny toetry ny andro «Tsy tokony hahagaga ny havandra»

Tsy misy tokony hahagaga ny havandra sy ny orana nitranga omaly hariva tamin’ny faritra maro, indrindra, ny afovoantany,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Actualités.Tsy milamina ny tontolo iainana Rakotra havandra ny fidiran’ny ririnina

Efa tsy milamina intsony ny tontolo iainana. Azo lazaina ho rakotra havandra ny fidiran’ny ririnina, raha nahita ny rotsak’orana omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Actualités.Vokatry ny tsy fahasahiranana-tsy an’asa

Mitombo isa ny tovovavy lasa misotro sy mifoka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Actualités.Fitsindronana rongony mahery vaika Lehilahy iray voasambotra teny Antaniavo

Lehilahy iray 23 taona no saron’ny Polisy teny Antaniavo ny Alarobia 24 may teo tokony tamin’ny 11 ora maraina rehefa nitsindrona rongony mahery vaika na roro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Actualités.200 miliara Ar tsy voaloan’ny mpanjifa Hanangana sampan-draharaha mpitaky trosa ny Jirama

Nankatoavin’ny Filan-kevitry ny Minisitra omaly 24 may 2023 ny firosoana amin'ny fitakiana ny trosa tokony hiditra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Actualités.Fangaraharana ara-bola Maodely ny Faritra Atsinanana

Notontosaina tao Toamasina ny faha-23, 24 ary mifarana anio 25 may ny fifampizarana traikefa teo amin’ny samy governora.

Hamaky ny tohiny
FTT