- Zoma 26 Febroary 2010
Actualités.Fikambanan’ny mpampiasa rano : Nanao tolo-tanana ny Unicef
Araka ny lalàna mifehy ny rano dia misy sandany izany hoe andoavam-bola ny rano tovozina na alaina amin’ny fantsakan-drano ho an’ny daholobe. Anjaran’ny fikambanan’ny mpampiasa rano kosa no mifidy olona iray hitantana ny paompy eo amin’ny faritra misy azy.
Hamaky ny tohiny
