- Zoma 05 Martsa 2010
Actualités.Raharaha Magro- CCIA : amin’ny alarobia ny valim-pitsarana
Niakatra teo anivon’ny ‘tribunal de fond’ ny talata lasa teo ny raharaha mampifanolana ny vondron’orinasa Tiko sy ny antenimieran’ny varotra sy ny indostria momba ny raharaha tany etsy amin’ny Magro Ankorondrano.
Hamaky ny tohiny
