• Alatsinainy 08 Martsa 2010
Actualités.Toamasina I Voatapim-bava ny Ben’ny tanàna

Araka ny baiko nataon’ny Tale jeneralin’ny SMMC tamin’ny fandaminana ny harofenitra amin’ny fandraisana fitenenana, dia tsy nahazo niteny ny Ben’ny tanànan’i Toamasina, ny Dr Gervais Rakotonirina, nandritra ny lanonam-pamaranana ny faha-2 taonan’ny SMMC ao Toamasina ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2010
Actualités.Fitokonana fanairana Tsy hampianatra mandritra ny herinandro ny SECES

Hanao fitokonana fanairana ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka eny amin’ny ambaratonga ambony (SECES), sampana Antananarivo, ny 8 ka hatramin’ny 15 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2010
Actualités.Antsiranana Mpivady frantsay voaroaka hiala eto, arovan’ny olona ambony

Misy ary mahery vaika ny tsindry bokotra ataon’ny manampahefana ao anatin’izao fitondran’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2010
Actualités.Tolagnaro Rahonana hanohana kandida ny talen-tsekoly

Nisy famoriana ireo talen-tsekolim-panjakana tao Tolagnaro ny alarobia 03 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2010
Actualités.Fahaleovantenan’ny mpitsara : Niainan’ny mpitsara ny filankevitra miandraikitra ny éthique sy déontologie

Namory ireo mpitsara eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany sy fitsarana ambony ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny MEDEM na ny Mouvement pour l’Ethique et la Déontologie de Madagascar miaraka amin’ireo mpikambana eo anivon’ny Conseil d’Ethique et de Déontologie omaly tetsy amin’ny fitsarana Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2010
Actualités.Lycée Jacques Rabemananjara - Toamasina Nirefotra ny basy, maro ny mpianatra naratra

«Tsy hainareo angaha fa namako ny filohan’ny HAT, hotoriako aminy ianareo fa tsy mahay miasa». Anisan’ny teny navoakan’ity rangahy iray manan-janaka mianatra ao amin’ny Lycée Jacques Rabemananjara, nanao be fihavy raha nantsoin’ny sekoly izy ny talata 2 martsa lasa teo, noho ny ditran-janany.

Hamaky ny tohiny
FTT