- Alatsinainy 03 Mey 2010
Actualités.Fifanaraham-piaraha-miasa «Frantsa – Madagasikara» Manazava ny ambasadaoro frantsay Jean-Marc Châtaigner
Taorian’ny lahatsoratra navoakan’ny Tia Tanindrazana ny alarobia 28 aprily 2010, momba ny fifanarahan’i Pretoria izay noharina tamin’ny fifanaraham-piaraha-miasa tamin’ny taona 1960 dia nitondra fanamarihana toy izao manaraka izao ny ambasadaoro frantsay miasa sy monina eto Madagasikara, Jean-Marc Châtaigner.
Hamaky ny tohiny
