Raharaha 1

RM3 Toamasina Misy kolonely sy kapiteny nohadihadiana


  • Zoma 30 Aprily 2010


Mitatra isan’andro ilay raharaha fanafihana nitranga tao amin’ny Toby 1/RM3 Toamasina nataona miaramila roalahy mpitsoaka an-daharana ka nahavery fitaovam-piadiana mahery vaika. Araka ny fandehan’ny fanadihadiana ataon’ny sampana mpanao fikarohana sy misahana ny ady heloka bevava eo anivon’ny zandarimariam-pirenena, dia efa am-polony no voarohirohy amin’ity raharaha ity ka misy kolonely sy kapiteny ary filoham-pokontany teo aloha nohenoina. Tokony ho omaly alakamisy no niakatra fampanoavana ny raharaha saingy tsy vita. Araka ny fanangonam-baovao, izay sarotra tokoa, dia saika halefa eto Antananarivo izy ireo. 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT