• Alakamisy 06 Mey 2010
Actualités.Ady amin’ny famotsiam-bola Nahatratra 4.600 tapitrisa Ar. no saron’ny SAMIFIN

Mitaky paikady manokana ny fitsongoan-dia sy ny fanadihadiana momba ny famotsiam-bola satria teknisiana avo lenta mazàna no manatanteraka azy ireny. Noho ny maha sarotra ny asa dia ilaina ny fandrindrana ny asa eo anivon’ny sampandraharaha samihafa miasa amin’ny sehatry ny famongorana ny famotsiam-bola, ny kolikoly ary ny fampihorohoroana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Mey 2010
Actualités.Nokianin’ny Radio Viva ny miaramila !

Nahazo ny anjarany sy izay tandrify azy avy amin’ny mpanao famakafakana politika ao amin’ny Radio Viva, izay fananan’i Andry Rajoelina, omaly maraina ireo miaramila, izay nosokajiana fa tsy manaja ny lehibeny sy tsy manaraka ny fitsipi-pifehezana sy ny arofenitra miaramila.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Mey 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT