• Alatsinainy 10 Mey 2010
Actualités.Solika malagasy Ifandroritan’ireo firenen-dehibe

Nahoraka be tato ho ato ny mikasika ny fitrandrahana solika eto Madagasikara. Ny fitsirihana solika no tena marina kokoa, satria tsy mbola tena mamokatra solika tsy akory isika fa mbola ao anatin’ny fanadihadiana ho amin’izany ireo orinasa vahiny tonga eto, hatramin’ny 2004.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Mey 2010
Actualités.Raharaha “7 febroary 2009” Handalo ny rantsam-piampangana anio

Miroso hatrany ny raharaham-pitsarana mikasika ny raharaha 7 febroary. Fantatra ary fa anio alatsinainy 10 mey, raha tsy nisy ny fiovana farany, no voatondro fa hahatongavan’ny antontan-taratasy momba ity raharaha ity eny anivon’ny rantsana mpampiaka-didy (chambre d’accusation).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Mey 2010
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Mey 2010
Actualités.Volam-panjakana Ny ampaharivon’ny fandaniana no miditra amin’ny kitapom-bola

Araka ny tarehimarika dia maherin’ny 80 tapitrisa dolara ny fandanian’ny HAT raha 75 000 dolara monja ny vola miditra amin’ny kitapom-bolam-panjakana isam-bolana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Mey 2010
Actualités.Fanolorana ny Tsenan’Asabotsy Nanaovan’ny Faritra Vakinankaratra amboletra

Nitafa tamin’ny mpanao gazety ny Ben’ny tanànan’Antsirabe Olga Ramalason ny Alakamisy tolakandro teo ary nanambara hentitra fa : “tsy hanatrika ary tsy handray ny Tsenan’Asabotsy izy” ary “tsy hisy ny solontena avy ao amin’ny Kaominina ambonivohitra hiatrika izany lanonana izany”.

Hamaky ny tohiny
FTT