Actualités
- Alatsinainy 17 Mey 2010
Actualités.Fréquence Plus eny 67 ha Voatafika, vehivavy mpanao gazety iray voadaroka
Raha resaka Viva no nampirafitra ny mpitondra amin’izao nanakianana ny fitondrana teo aloha dia ny Fréquence Plus indray izao no lasibatra. Nampiantrano vahiny efatra ity onjampeo ity ny sabotsy antoandro tamin’ny12 ora 30mn.
Hamaky ny tohiny
