- Talata 18 Mey 2010
Actualités.Ambositra Kolonely sarona niaraka amin’ny rongony 9 baoritra
Manao ny danin’ny kibony mihitsy ny manamboninahitra miaramila sasany eto amin’ny firenena ankehitriny. Isan’andro dia tsy maintsy misy resaka maloto foana ataon’izy ireo. Afak’omaly izao ity dia tany Ambositra indray no nisy miaramila manamboninahitra Lietna kolonely manao aferana rongony.
Hamaky ny tohiny