• Alakamisy 20 Mey 2010
Actualités.Raharaha Fréquence Plus Tsy misy tohiny ireo fitoriana natao

Nanao fitoriana teny amin’ny Fitsarana ireo niharan’ny herisetra teny amin’ny radio Fréquence Plus ny faran’ny herinandro teo. Tsy nisy tohiny anefa ity fitoriana ity. Nisy ihany koa, araka ny fantatra, ny fitoriana natao teny amin’ny zandary teny Ankadilalana. Hatramin’izao anefa dia toa nirava maina avokoa izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Mey 2010
Actualités.Resaka «prime» Manome 48 ora ny minisitra ireo mpiasan’ny Minisiteran’ny varotra

Nanomboka omaly dia nitokona tsy nisy niasa ireo mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny varotra etsy Ambohidahy. Tohizana anio sy rahampitso amin’ny alalan’ny «sit in» izay tontosaina eo an-tokotanin’ny minisitera izany araka ny tapak’izy ireo nandritra ny fivoriambeny omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Mey 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT