- Zoma 21 Mey 2010
Fanafihana ny Toby 1.RM3 MD ny miaramila 7, LP kosa ny an’ilay Polisy
25 andro aty aorian’ny zava-nisy teo anivon’ny Toby miaramila 1/RM3 Toamasina, raharaha nitranga ny misasakalin’ny 25 aprily, ka nahavery ireo basy sy fitaovam-piadiana mahery vaika tao, vao niakatra teo anivon’ny mpitsara mpanao famotorana ny raharaha.
Hamaky ny tohiny
