• Talata 25 Mey 2010
Actualités.Gilbert Raharizatovo Mitety faritra mikarakara ny antokony

Fanesorana azy tsy ho mpikambana ao amin’ny governemanta intsony no nitsena an’i Gilbert Raharizatovo avy any am-pitetezam-paritra raha efa manoman-tena sahady amin’ny fifidianana ho avy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Mey 2010
Actualités.Jeneraly Razafindrakoto Bruno Nitsoaka ary tsy hiverina intsony?

Nanoloana ny raharaha FIGN dia tsy hita intsony ny komandin’ny zandarimariam-pirenena, ny jeneraly Razafindrakoto Bruno.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Mey 2010
Actualités.Raharaha Radio Fahazavana Tsy mety mandefa ny raharaha eny amin’ny Fitsarana ny polisy

Mikatso tanteraka ny raharaha Radio Fahazavana taorian’ny nisamborana ireo mpanao gazety 5 mianadahy sy teknisianina efatra hafa. Fantatra akehitriny fa miahotra ny handefa ny raharaha eny anivon’ny Fitsarana ny ao amin’ny BC Anosy amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Mey 2010
Actualités.Raharaha Olivier Ninjaka Nampanginina ny fanadihadiana?

Mangina tsy andrenesam-peo intsony ankehitriny ny fanadihadiana mikasika ilay habibiana nataon’ny polisin’ny FIP ao Antsiranana, ka nahafatesan’i Olivier Ninjaka, mpianatra taona voalohany tao ny oniversite ao Antsiranana ny 27 aprily 2010 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT