- Alakamisy 27 Mey 2010
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Araka ny vaovao marim-pototra avy any Afrika Atsimo dia tezitra mafy ireo mpitarika ny Vondrona Afrikanina sy ny SADC taorian’ny fitohizan’ny fanapahana samirery ataon’i Andry Rajoelina sy ny ankolafy tarihiny.
Hamaky ny tohinyMisavorovoro ao Manakara renivohitry ny Faritra Vatovavy Fitovinany ankehitriny taorian’ny namoahan’i Manorohanta Cécile Marie Ange, Praiminisitra lefitra nisahana ny atitany ny 21 mey 2010 didim-pitondrana laharana 12.495/2010 mametraka delegasiona manokana ao amin’ny kaominina ambonivohitra Manakara.
Hamaky ny tohinyMbola misy maromaro ireo olon’ny FIGN tsy hita izay nanjavonany amin’izao fotoana izao taorian’ireny fanafihana ny tobin’izy ireo ireny.
Hamaky ny tohiny“Takianay ny hametrahana ny vidim-bary akotry ho 600 Ar ny farany ambany”, hoy Randrianasolo Solofomandimby, filohan’ny Sendika Rezionalin’ny mpamboly Alaotra Mangoro (SEREMPAM) raha nitafa tamin’ny mpanao gazety izy ireo, herinandro lasa izay.
Hamaky ny tohiny