- Alatsinainy 31 Mey 2010
Actualités.Analakely Mpanolotsain’ny HAT mamo saika matin’ny olona
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tonga tao Toamasina mihitsy ny faran’ny herinandro teo ny minisitry ny fampianarana ambony, Tongavelo Athanase, namaha ny olan’ny mpianatra, tamin’ilay nahafaty an’i Andrianjaka vokatry ny lozam-pifamoivoizana nanoloana ny oniversiten’i Barikadimy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Omaly tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany hariva no nivoaka ny fanapahan-kevitry ny Fampanoavana momba ireo mpanao gazety sy teknisianin’ny Radio Fahazavana, onjampeon’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, izay nosamborina rehefa voarohirohy ho «nanohintohina ny filaminana anatiny avy amin’ny filazana vaovao tsy marina».
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fifampitifirana nitranga herinandro lasa izay dia mitantara mikasika ny nanavotana ny Lietna kolonely Andrianjafy Raymond ny komanda Roger Luc.
Hamaky ny tohiny