• Alakamisy 21 Janoary 2010
Actualités.Antsiranana : Manahirana ny "Foroches"

Tsy mandry fahalemana ny mponina ao an-tampon-tanànan’Antsiranana amin’ny afitsok’ireo andian-tanora mivondrona anaty fikambanana andian-jiolahy « Foroches ». Mbola tanora dia tanora tokoa, ary zaza tsy ampy taona ny ankamaroan’ireo mpikambana ao saingy dia mirona amin’ny herisetra ary tsy mamela mahazo. Mitondra faisana izay sendra azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2010
Actualités.Fampihenan-tsazy : Mitarazoka ny fampiharana azy

Efa ho tapa-bolana aty aorian’ny fanambarana ofisialy nataon’ny filohan’ny fahefana avon’ny tetezamita teny Iavoloha, dia tsy mbola misy na tamingana taratasy sy naoty ary didim-pitondrana tonga eny anivon’ny fitsarana sy ny fonja milaza ny lamina arahina amin’ny famoahana ireo voafonja tokony hahazo izany fampihenan-tsazy izany.

Hamaky ny tohiny
FTT