Actualités

Lapan’ny tanŕna etsy Analakely Tsy tratra ny 26 jona, mitsoaka ireo mpiasa


  • Alakamisy 10 Jona 2010


Tsy ho vita amin’ny 26 jona ny lapan’ny tanàna etsy Analakely. Araka ny hita eny an-toerana mantsy dia miha mihena ireo mpiasa manao ity asa ity. Mandeha ny feo fa toa tezitra izy ireo satria ny vola sasany tsy voaloa kanefa ny FAT manery ny hamitana ny asa mialoha ny 26 jona. Noho izay antony izay dia mihena an-toerana ireo mpiasa amin’izao fotoana izao.

Ny minisiteran’ny fanapariam-pahefana no miantoka ny vola anaovana ity trano lehibe ity. Niainga tamin’ny 7 miliara ariary izany, herintaona lasa. Notovanana 2 miliara ariary indray tamin’ity taona ity, hanenjehana ny asa. Vokany, nisy fiantraikany tamin’ireo tetikasa hafa sy ny vola tokony homena ny vondrom-bahoaka any amin’ny faritra izany.

 
Fa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT